NY TILIKAMBO FIAMBENANA

Pejy Roa Amby Telopolo

Malagasy
Pejy Roa Amby Telopolo
/assets/ct/79e1b14fff/images/syn_placeholder_sqr.png
w09 1/5 p. 32
Pejy Roa Amby Telopolo

Pejy Roa Amby Telopolo

▪ Inona no porofo fa tena nisy i Jesosy? Jereo ny pejy 7.

▪ Nahoana ianao no tokony hitady ny valin’ireo fanontaniana mampisalasala anao momba an’Andriamanitra? Jereo ny pejy 9.

▪ Ahoana no hanampianao ny zanakao ho lasa olon-dehibe matotra? Jereo ny pejy 10-12.

▪ Inona no azon’ny fanahy ratsy atao aminao? Jereo ny pejy 20.

▪ Moa ve Andriamanitra manome hery ny olona hanaovana fanasitranana mahagaga amin’izao andro izao? Jereo ny pejy 28.