Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY TILIKAMBO FIAMBENANA (FIANARANA) JONA 2013

Hanampy anao ity gazety ity mba ho tia kokoa an’ireo toetran’i Jehovah hafa ankoatra an’ireo toetrany lehibe efatra efa mahazatra antsika.

Nahazo Fitahiana Be dia Be Aho Nankatò An’i Jehovah

Vakio ato ny tantaran’i Elisa Piccioli. Nanana toe-tsaina tsara foana izy na teo aza ny olana nahazo azy sy ny zavatra nafoiny ary ny fahoriana nianjady taminy.

Tiavo Ireo Toetran’i Jehovah

Inona no atao hoe mora hatonina sy tsy manavakavaka? Handinika an’ireo toetran’i Jehovah ireo isika ato, mba hahafahantsika manahaka azy.

Malala-tanana sy Mahay Mandanjalanja i Jehovah

I Jehovah no malala-tanana sy mahay mandanjalanja indrindra. Handinika ny ohatra omeny isika ato, mba hahafahantsika manahaka azy.

Tsy Mivadika sy Mamela Heloka i Jehovah

Tsy mivadika sy mamela heloka ny tena namana. Hanana an’ireo toetra mahafinaritra ireo isika raha manahaka an’i Jehovah.

Fanontanian’ny Mpamaky

Iza ireo “zanak’Andriamanitra” sy “fanahy tao am-ponja” resahin’ny Baiboly?

Avelao Hamolavola Anao i Jehovah, ka Ekeo ny Fananarany

Efa nisy olona sy firenena novolavolain’i Jehovah. Inona no ianarantsika amin’izany ary inona no tokony hataontsika raha te handray soa isika rehefa volavolainy?

Ry Anti-panahy, Miezaha Hamelombelona ny “Reraka”

Inona ny fiomanana azon’ny anti-panahy atao alohan’ny hitsidihana mpiara-manompo? Hampahery ny reraka na kivy izy ireo raha mampiasa ny Soratra Masina.

Tadidinao Ve?

Novakinao tsara ve ireo Tilikambo Fiambenana faramparany? Jereo àry raha tadidinao izay novakinao.