MIFOHAZA! Jona 2015 | Soso-kevitra 5 Hanatsara ny Fahasalamanao
Tena manampy anao hisoroka aretina na misakana azy io tsy hihombo ny zavatra ataonao.
MATOAN-DAHATSORATRA
Fomba Dimy Hanatsara ny Fahasalamanao
Zavatra dimy azonao atao dieny izao mba hanatsarana ny fahasalamanao.
HO AN’NY FIANAKAVIANA
Hajao Foana ny Voadim-panambadianao
Aminao ve ny voadim-panambadiana toy ny rojo vy mangeja, sa toy ny vatofantsika miaro ny fanambadiana tsy ho rava?
FIANARANA AVY TAMIN’NY LASA
Galilée
Tsy nampoizina ny zavatra nolazain’ny Papa Jean-Paul II, tamin’ny 1992, mahakasika ny fomba nitondran’ny Eglizy Katolika an’i Galilée.
FANTARO IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY
Fanitsakitsaham-bady
Tsy maintsy misaraka ve ny mpivady raha nanitsakitsaka ny iray?
Ilay Trondro Mpanamboatra Fasika
Manao asa soa ho an’ny haran-dranomasina izy io.
TOPY MASO ERAN-TANY
Maresaka Momba ny Tontolo Iainana
Rehefa jerena ny vaovao tato ho ato, dia lasa ny saina hoe: ‘Nahoana no tsy vitan’ny olombelona ny misakana ny fanimbana ny tontolo iainana?’

