Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

MIFOHAZA! MEY 2014

Adin-tsaina Foana ve no Iainanao?

Ilaina ihany ny miasa saina, saingy tsy tokony ho be loatra.

Topy Maso Eran-tany

Loha hevitra: Biby sy zavamaniry vaovao 100 no hita, tsy tokony hijery tele loatra ny ankizy, ary mbola kely ny angovo tsy mandoto tontolo iainana.

Adin-tsaina Foana ve no Iainanao?

Ato misy torohevitra tsotra avy ao amin’ny Baiboly, mba hiatrehana olana efatra mety hampiady saina anao.

Internet: Ampitandremo ny Zanakao

Ahoana no azonao anampiana ny zanakao hanao safidy tsara, fa tsy hoe matahotra ny ho bedy fotsiny?

Miresaka ny Finoany Ilay Mpandidy Matihanina

Nandritra ny taona maro ny Dr. Guillermo Perez no nino ny evolisiona. Resy lahatra anefa izy tatỳ aoriana fa nisy namorona ny olona. Inona no nanova ny heviny?

Fanenjehana Mpamosavy Tany Eoropa

Nisy fotoana nanjakan’ny habibiana, noho ilay “boky nahatsiravina indrindra teto an-tany.”

Fisaintsainana

Tsy hoe mahasoa daholo ny karazana fisaintsainana rehetra.

Izany fa ‘Miantsoantso ny Fahendrena’! Henonao Ve?

Ny fahendren’Andriamanitra no vahaolana ho an’ny fahorian’ny olombelona.

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Mba Matotra Ihany ve Izaho Ity?

Tsy voatery ho azonao atao daholo izay azon’ny ankizy hafa atao. Nahoana?

Efa Mahazo Mampiaraka ve Aho?

Diniho ireo fanontaniana efatra ahalalanao raha efa afaka mampiaraka ianao na tsia.

Inona no Ataoko fa Nisaraka i Dada sy Neny?

Ahoana no atao mba tsy halahelo be, na ho tezitra, na hitana lolompo?

Ny Hevitry ny Tanora Momba ny Bika Aman’endrika

Nahoana ny tanora sasany no lasa mifantoka be amin’ny bika aman’endrika? Inona no hanampy azy ireo hahay handanjalanja?

Nihalehibe Tany Ejipta i Mosesy

Nahoana i Mosesy no napetraky ny reniny teny amin’ny Reniranon’i Neily? Fantaro ny momba azy sy ny fianakaviany ary ny zanakavavin’i Farao.