Malagasy
Nihalehibe Tany Ejipta i Mosesy
https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/502013369/univ/art/502013369_univ_sqr_xl.jpg
ijwis lahatsoratra 6

TANTARA AN-TSARY

Nihalehibe Tany Ejipta i Mosesy

 Fantaro hoe ahoana no nanavotana an’i Mosesy tamin’ny mbola zazakely mba tsy hovonoin’i Farao mpanjaka ratsy fanahy tany Ejipta.

 Vakio ato amin’ny Internet ity tantara an-tsary ity na ataovy pirinty ny PDF.