Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

MIFOHAZA! APRILY 2014

Aza Mamoy Fo! Mbola Mendrika ny ho Velona Ianao

Efa nieritreritra hamono tena ve ianao na ny olona fantatrao? Jereo ato ny valin’ilay fanontaniana hoe: Nahoana aho no mbola mendrika ny ho velona?

Topy Maso Eran-tany

Loha hevitra: Jiro nampifanarahana handrindrana fifamoivoizana, be loatra ny olona marary noho ny hatavezana, ary vorona 60 taona mahery mbola foy ny atodiny.

Manaiky Hahitsy ve Ianao?

Mahasosotra indraindray ny torohevitra na fanitsiana. Nahoana anefa izany no mahasoa?

Aza Mamoy Fo!

Nahoana no misy olona mieritreritra hoe tsara kokoa izy raha maty?

Satria Mbola Miova ny Fiainana

Na tsy azonao ovana aza ny fiainanao, dia mbola misy azonao atao.

Satria Misy Afaka Manampy Anao

Misy zavatra telo afaka manampy anao tsy hamoy fo tanteraka.

Satria Mbola Misy Fanantenana

Na toy ny ao anaty haizim-pito aza ianao izao, dia mbola ho avy ny maraina. Manàna fanantenana.

“Resy Lahatra Aho hoe Misy ny Mpamorona”

Tofoka tamin’ny fivavahana i Frédéric Dumoulin, ka tsy nino an’Andriamanitra. Niova hevitra izy rehefa nianatra Baiboly sy nikaroka momba ny natiora. Nahoana?

Fitsidihana An’i Kambôdza

Misy olona mbola tsy nifankahalala akory nefa mifampiantso hoe zoky, zandry, dadatoa, nenitoa, dadabe, na bebe. Nahoana?

Fanavakavaham-bolon-koditra

Mitovy daholo ve ny olona rehetra, na inona na inona firazanany? Mbola ho foana ve ny fanavakavaham-bolon-koditra?

Ny Elatry ny Lolo

Toa malama ny elatry ny lolo rehefa jerena. Misy kirany kely mifanaingina anefa izy io, raha ny marina. Inona no ilana an’izany?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Inona no Tokony ho Fantatro Momba ny Hafatra Vetaveta?

Misy mampirisika anao handefa ny sarinao miboridana amin’ny alalan’ny telefaonina ve? Tsy mampaninona ve ny manao an’izany?

Ahoana Raha Tsy Mana-namana Aho?

Diniho ny zavatra telo hanampy anao hahazo namana sy hanampy anao tsy hahatsiaro ho manirery intsony.

Inona no Ataoko fa Ampijalin’ny Ankizy Aho?

Ankizy maro no tsy afa-manoatra rehefa misy mampijaly. Hazavain’ity lahatsoratra ity hoe inona no azo atao raha misy mampijaly ianao.

Inona no Atao hoe Tena Namana?

Betsaka ny namana sandoka, nefa ahoana no ahitana tena namana?

Namonjy Olona Be dia Be i Josefa

Diniho miaraka amin’ny fianakavianao ny Genesisy toko 41-50. Ataovy ireto kilalao ara-baiboly ireto.