Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

MIFOHAZA! Mey 2013 | Mitandrema Amin’ny Olon-dratsy!

Olona maro no mieritreritra hoe anisan’ny olana lehibe tsy maintsy atrehiny ny heloka bevava. Ahoana àry no azo iarovan-tena?

Topy Maso Eran-tany

Loha hevitra: Basy tratra tamin’ny fisavana, fivavahana sy fanjakana misaraka any Norvezy, tsy fahampian-tsakafo any Inde.

HO AN’NY FIANAKAVIANA

Ampio ny Zanakao mba Hankatò

Midika hoe mampianatra ny hoe mifehy. Hanampy anao hampianatra ny zanakao hankatò fa tsy hikomy ny toro lalan’ny Baiboly.

MATOAN-DAHATSORATRA

Mitandrema Amin’ny Olon-dratsy!

Ahoana no iarovanao ny tenanao sy ny havanao amin’ny olon-dratsy?

FANADINADINANA

Namerina Nandinika ny Zavatra Ninoany Ilay Vehivavy Jiosy

Inona no naharesy lahatra an’i Racquel Hall ka nahatonga azy hino fa i Jesosy ilay Mesia nandrasany mafy?

FIANARANA AVY TAMIN’NY LASA

Kyrosy Lehibe

Iza moa i Kyrosy, ary inona ireo faminaniana mahavariana nolazaina tokotokony ho 150 taona talohan’ny nahaterahany?

FANTARO IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY

Momba An’Andriamanitra

Tena misy ve Andriamanitra sa hery fotsiny? Inona no dikan’ny hoe noforonina araka ny endrik’Andriamanitra ny olona?

NISY NAMORONA VE?

Ny Fomba Ahitan’ny Kintan-dranomasina

Fantaro ny zavatra mahavariana momba an’io biby fahita any amin’ny haran-dranomasina io.

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Ahoana no Hiatrehako ny Aretiko? (Fizarana 1)

Mitantara ny tanora efatra hoe inona no nanampy azy hiatrika ny aretiny sy ho falifaly foana.

Lota sy ny Fianakaviany: Tantara An-tsary

Adikao ity tantara an-tsary ity, ary jereo hoe inona no lesona azonao ianarana avy amin’i Lota sy ny fianakaviany.