NY TILIKAMBO FIAMBENANA Aogositra 2014 | Sarobidy Amin’Andriamanitra ve Ianao?
Inona no porofo fa sarobidy amin’Andriamanitra ianao?
MATOAN-DAHATSORATRA
Misy Dikany Amin’Andriamanitra ve Ianao?
Tena sarobidy amin’ilay Andriamanitra Mahery Indrindra ve ianao?
MATOAN-DAHATSORATRA
Mahafantatra Tsara Anao Izy
Tsy mifantoka amin’ny fahadisoantsika Andriamanitra rehefa mandinika ny fontsika.
MATOAN-DAHATSORATRA
Afaka Mampahery Anao Izy
Ahoana raha hoatran’ny tsinontsinona ny olana mahazo anao, raha ampitahaina amin’ny an’ny olona an’arivony tapitrisa eran-tany?
MATOAN-DAHATSORATRA
Te Hifandray Aminao Izy
Inona no azonao atao raha mino an’Andriamanitra ianao nefa tsy mahatsiaro ho akaiky azy?
MANOVA OLONA NY BAIBOLY
Tia Niady Aho Satria Te Hanafoana ny Tsy Rariny sy ny Herisetra
Mpanao kung-fu nikoizana i Antoine Touma. Tena nanova ny fiainany anefa ny 1 Timoty 4:8.
TAHAFO NY FINOAN’IZY IREO
“Mba Henoy Kely Izao Nofiko Izao”
Lesona tsara ho an’ny fianakaviana misy raikely na renikely ny zava-nitranga tao amin-dry Josefa.
MANONTANY NY MPAMAKY
Iza no Namorona An’Andriamanitra?
Tsy mitombina ve ny hoe efa nisy foana Andriamanitra?
Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly
Misy fivavahana tsy avy amin’ilay tena Andriamanitra ve?
Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet
Hery Fotsiny ve Andriamanitra?
Milaza ny Baiboly fa namorona ny zava-drehetra Andriamanitra. Mba miraharaha antsika ve anefa izy?

