NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Desambra 2015

Ho hitanao ao ny lahatsoratra hianarana manomboka ny 1 Febroary ka hatramin’ny 28 Febroary 2016.

Tadidinao Ve?

Jereo raha tadidinao izay novakinao tao amin’ny Tilikambo Fiambenana faramparany.

Ahoana no Iresahan’i Jehovah Amintsika?

Mampiasa fiteny samihafa Andriamanitra mba hiresahana ny heviny amin’ny olona. Inona no ianarantsika avy amin’izany?

Baiboly Mazava Tsara sy Manohina ny Fo

Inona ireo fitsipika telo narahin’ny Komitin’ny Fandikana ny Baibolin’ny Tontolo Vaovao rehefa nandika ny Baiboly?

Nohavaozina ny Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao

Inona no fanovana tena miavaka ao amin’io Baiboly io?

Tandremo Tsara Izay Lazainao

Inona no modely nomen’i Jesosy ka hanampy antsika hahay hifidy ny fotoana itenenana, hifidy ny teny holazaina, ary hilaza teny mahafinaritra?

Hanohana Anao i Jehovah

Ahoana no hataontsika raha marary be isika?

TANTARAM-PIAINANA

Lasa Nifandray Tsara Tamin’i Jehovah sy Tamin’ny Reniko Aho

Niadiavan’ny reniny i Michiyo Kumagai satria tsy nety nivavaka tamin’ny razana intsony. Inona no nataony mba hihavanana tamin’ny reniny indray?

Fanondroana ny Foto-kevitra: Ny Tilikambo Fiambenana 2015

Lisitry ny lahatsoratra nivoaka tao amin’ny Tilikambo ho an’ny besinimaro sy ny Tilikambo fianarana.