Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

MIFOHAZA! Novambra 2014 | Te ho Sambatra ve Ianao?

Ho sambatra kokoa ianao raha manaraka ny torohevitry ny Baiboly. Ireto misy efatra amin’izany, azonao ampiharina.

Topy Maso Eran-tany

Loha hevitra: Tsy misy vola hiarovana ny ala any Ekoatera, mpanome ra misy VIH nefa tsy hitan’ny fitiliana, saka sy alika iadiana any Aostralia.

MATOAN-DAHATSORATRA

Te ho Sambatra ve Ianao?

Te ho sambatra ve ianao eo amin’ny fiainana? Misy torohevitra efatra avy ao amin’ny Baiboly ato, afaka manampy anao.

Tetezan-drano Mahavariana Namboarin’ny Romanina

Nahoana ny Romanina fahiny no nanamboatra tetezan-drano? Inona no tena nampiavaka azy ireny?

HO AN’NY FIANAKAVIANA

Ahoana Raha Mandainga ny Zanakao?

Inona no tokony hataonao raha tratranao mandainga ny zanakao? Azonao ampiharina ireo torohevitra avy ao amin’ny Baiboly resahina ato, mba hampianarana ny zanakao hoe tsara foana ny milaza ny marina.

TANTARAM-PIAINANA

Nampionona Ahy i Jehovah Tamin’izaho Namoy Fo

Vao 20 taona i Miklós Aleksza nefa lasa malemy, satria tapaka ny hazondamosiny. Ny Baiboly no nanampy azy hanantena fa mbola hatanjaka indray izy. Vakio ato ny tantarany.

FANTARO IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY

Fahadiovana

Diniho ny torohevitry ny Baiboly momba ny fahadiovana. Olona an-tapitrisany no nandray soa tamin’izany.

“Natao ho Fahatsiarovana”

Misy trano efa simba tamin’ny 1945 any Hiroshima, any Japon, nefa tsy namboarina hatramin’izao. Nahoana? Vakio ato ny tantaran’io trano io sy ny fampanantenana ao amin’ny Baiboly.

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Inona no Hataoko mba Tsy Halahelo Be Hoatr’izao Aho?

Fantaro izay tokony hatao rehefa malahelo ianao.

Nahoana Aho no Tokony Hanampy Olona?

Roa, fara fahakeliny, ny soa ho azonao raha manampy olona ianao. Inona avy izany?

Ny Hevitry ny Tanora Momba ny Vola

Inona no atao raha te hanangom-bola sy hitsitsy? Ato misy torohevitra.

Karatra Ara-baiboly: Miriama

Inona ny zavamaneno notendren’i Miriama? Adikao ity karatra ara-baiboly ity dia ho fantatrao kokoa ny momba azy.