Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

KARATRA ARA-BAIBOLY

KARATRA ARA-BAIBOLY

Miriama

Adikao ity karatra ara-baiboly ity, ary fantaro ny momba an’i Miriama. Anabavin’i Mosesy sy Arona izy sady zokiny indrindra. Ataovy pirinty ity karatra ity, dia hetezo, aforeto roa, ary tehirizo.

Zavatra Hafa Mitovy Aminy

Karatra Ara-baiboly: Saoly Mpanjaka

Nanetry tena i Saoly tamin’izy vao lasa mpanjaka.

Karatra Ara-baiboly: Hana

Valian’Andriamanitra ny vavaka voafaritra tsara.

Karatra Ara-baiboly: Manoa

Izy no rain’ilay lehilahy anisan’ny natanjaka indrindra teto an-tany.