MIFOHAZA! Novambra 2014 | Te ho Sambatra ve Ianao?
Ho sambatra kokoa ianao raha manaraka ny torohevitry ny Baiboly. Ireto misy efatra amin’izany, azonao ampiharina.
Topy Maso Eran-tany
Loha hevitra: Tsy misy vola hiarovana ny ala any Ekoatera, mpanome ra misy VIH nefa tsy hitan’ny fitiliana, saka sy alika iadiana any Aostralia.
MATOAN-DAHATSORATRA
Te ho Sambatra ve Ianao?
Te ho sambatra ve ianao eo amin’
Tetezan-drano Mahavariana Namboarin’ny Romanina
Nahoana ny Romanina fahiny no nanamboatra tetezan-drano? Inona no tena nampiavaka azy ireny?
HO AN’NY FIANAKAVIANA
Ahoana Raha Mandainga ny Zanakao?
Inona no tokony hataonao raha tratranao mandainga ny zanakao? Azonao ampiharina ireo torohevitra avy ao amin’
Nampionona Ahy i Jehovah Tamin’izaho Namoy Fo
Vao 20 taona i Miklós Aleksza nefa lasa malemy, satria tapaka ny hazondamosiny. Ny Baiboly no nanampy azy hanantena fa mbola hatanjaka indray izy. Vakio ato ny tantarany.
FANTARO IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY
Fahadiovana
Diniho ny torohevitry ny Baiboly momba ny fahadiovana. Olona an-tapitrisany no nandray soa tamin’
“Natao ho Fahatsiarovana”
Misy trano efa simba tamin’ny 1945 any Hiroshima, any Japon, nefa tsy namboarina hatramin’izao. Nahoana? Vakio ato ny tantaran’io trano io sy ny fampanantenana ao amin’ny Baiboly.
Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet
Nahoana Aho no Tokony Hanampy Olona?
Roa, fara fahakeliny, ny soa ho azonao raha manampy olona ianao. Inona avy izany?
Ny Hevitry ny Tanora Momba ny Vola
Inona no atao raha te hanangom-bola sy hitsitsy? Ato misy torohevitra.
Karatra Ara-baiboly: Miriama
Inona ny zavamaneno notendren’i Miriama? Adikao ity karatra ara-baiboly ity dia ho fantatrao kokoa ny momba azy.

