Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | GENESISY 36-37

Nialona An’i Josefa Ireo Rahalahiny ka Nampijaly Azy

Nialona An’i Josefa Ireo Rahalahiny ka Nampijaly Azy

37:3-9, 11, 23, 24, 28

Hita avy amin’ny tantaran’i Josefa hoe misy vokany ratsy ny fialonana. Resahina eo ambany hoe maninona isika no tokony hiezaka mba tsy hialona mihitsy. Ampifandraiso amin’ireo andinin-teny ny hevitra tsirairay.

NAHOANA ISIKA NO TSY TOKONY HIALONA?

  • Tsy handova ny Fanjakan’Andriamanitra ny olona be fialonana

  • Lasa mikorontana sy tsy miray saina ny fiangonana

  • Manimba ny fahasalamantsika ny fialonana

  • Lasa tsy mahita ny toetra tsaran’ny hafa isika

Rahoviana isika no mety hialona ny hafa?