Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | ROMANINA 1-3

Ampiofano Foana ny Feon’ny Fieritreretanao

Ampiofano Foana ny Feon’ny Fieritreretanao

2:14, 15

Ho azo ianteherana ny feon’ny fieritreretantsika raha...

  1. zarintsika hanaraka ny toro lalan’ny Baiboly

  2. henointsika izy io rehefa mampahatsiahy antsika ny toro lalan’ny Baiboly

  3. mangataka fanahy masina isika mba hanampy antsika tsy hanao ratsy.—Ro 9:1