Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

4-10 Febroary

ROMANINA 1-3

4-10 Febroary
  • Hira 88 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Ampiofano Foana ny Feon’ny Fieritreretanao”: (10 min.)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ro 3:4: Inona no tokony hataontsika mba ho “Andriamanitra no ho hita fa marina”? (w08 15/6 30 § 5)

    • Ro 3:24, 25: Nahoana no voavela ny “fahotana [nataon’ny olona] fahiny”, nefa tatỳ aoriana vao ‘naloa ny vidim-panavotana’? (w08 15/6 29 § 6)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ro 1:1-17 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ataovy Hoatran’ny hoe Miresaka Andavanandro Ianao, ary iaraho midinika ny lesona 2 amin’ny bokikely Miezaha.

  • Lahateny: (5 min. na latsaka) w06 1/6 12 § 4–13 § 2​: Foto-kevitra: Tadidio Foana fa Voafetra ny Zavatra Vitanao sy ny Zavatra Vitan’ny Hafa. (th lesona 7)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA