Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

25 Febroary–3 Martsa

ROMANINA 9-11

25 Febroary–3 Martsa
  • Hira 25 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Ilay Fanoharana Momba ny Hazo Oliva”: (10 min.)

    • Ro 11:16: Nanao fifanekena tamin’i Abrahama i Jehovah. Oharina amin’ny hazo oliva ny fomba nanatanterahany ny fikasany mifandray amin’izy io (w11 15/5 23 § 13)

    • Ro 11:17, 20, 21: Mila miezaka hanana finoana matanjaka foana ireo voahosotra tsy Jiosy, izay toy ny hoe natao grefy tamin’ilay hazo oliva (w11 15/5 24 § 15)

    • Ro 11:25, 26: ‘Hovonjena’ ny Israelita ara-panahy rehetra (w11 15/5 25 § 19)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ro 9:21-23: Nahoana isika no tokony hanaiky hovolavolain’i Jehovah, ilay Mpanefy Tanimanga Lehibe? (w13 15/6 25 § 5)

    • Ro 10:2: Nahoana no zava-dehibe ny hoe manana fahalalana marina tsara? (it “Saro-piaro, Fahasarotam-piaro”: “Hafanam-po diso toerana”)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ro 10:1-15 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fiverenana Mitsidika Faharoa: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Fiverenana Mitsidika Faharoa: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 6)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina ho an’ny fiverenana mitsidika faharoa. Ampiasao avy eo ny boky Ianarana mba hanombohana fampianarana Baiboly amin’ilay olona. (th lesona 9)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA