VALIN’IREO FANONTANIANA ARA-BAIBOLY

Inona no Azoko Angatahina Amin’ny Vavaka?

Malagasy
Inona no Azoko Angatahina Amin’ny Vavaka?
https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/502012525/univ/art/502012525_univ_sqr_xl.jpg
ijwbq lahatsoratra 27

Inona no Azoko Angatahina Amin’ny Vavaka?

Inona no Azoko Angatahina Amin’ny Vavaka?

Valiny ara-baiboly

 Azonao angatahina daholo izay rehetra tsy mifanohitra amin’ny tenin’Andriamanitra ao amin’ny Baiboly. Hoy mantsy ny 1 Jaona 5:14: “Na inona na inona angatahintsika ka mifanaraka amin’ny sitrapony, dia mihaino antsika izy.” Misy zavatra manahiran-tsaina anao ve? Hoy ny Baiboly: ‘Aoka ianao hamboraka amin’Andriamanitra ny ao am-ponao.’—Salamo 62:8.

Ireto, ohatra, no azonao angatahina: