Hijery ny anatiny

Kilalaon-tsary

Adikao ary ataovy pirinty ireo kilalaon-tsary mba hampiasainareo amin’ny fianarana Baiboly hataonareo manaraka. Fenoy ny sary tsirairay, izany hoe lokoy na ampifandraiso ireo teboka, ary valio avy eo ireo fanontaniana.