KILALAON-TSARY Hendry i Solomona HANDEFA Adikao sy ataovy pirinty ity kilalaon-tsary ity. Fantaro bebe kokoa ny momba an’i Solomona. Loha Hevitra Hafa Kilalaon-tsary Mety ho Tianao Koa KARATRA ARA-BAIBOLY Karatra Ara-baiboly: Solomona Adikao ity karatra ara-baiboly ity ary mianara bebe kokoa momba an’i Solomona Mpanjaka hendry. TANTARA AN-TSARY Nataon’i Jehovah Lasa Hendry i Solomona Hendry noho ny mpanjaka hafa rehetra i Solomona Mpanjaka. Nahoana no lasa hendry izy? Inona anefa ny fahadisoana nataony tatỳ aoriana? FAMPIANARAN’NY BAIBOLY Video sy Kilalao ho An’ny Ankizy Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo video ara-baiboly sy kilalao mahafinaritra ato.