Hijery ny anatiny

Mbola Hilamina Ihany ve ny Fiainana?

Fanjakana any amin’ny tany maro no hita hoe tsy mahavita miaro ny vahoakany. Hisy vahaolana anefa, hoy ny Baiboly.

 

Valiny

Jereo ny video, hira, lahatsoratra, ary vaovao nampidirina vao haingana.

Inona ny Vaovao?

Fivorian’ny Vavolombelon’i Jehovah

Jereo ato hoe aiza izahay no mivory ary inona no ataonay any. Azon’ny rehetra atrehina ilay izy ary tsy misy fanantazan-drakitra.

Hangataka Hotsidihin’ny Vavolombelon’i Jehovah

Miresaha hevitra momba ny Baiboly miaraka amin’ny Vavolombelon’i Jehovah, na andramo ilay fianarana Baiboly maimaim-poana.

Iza moa Izahay Vavolombelon’i Jehovah?

Avy amin’ny firenena sy fiteny an-jatony izahay, nefa tafaray satria mitovy tanjona. Ny tena tanjonay dia ny hanome voninahitra an’i Jehovah, ilay Andriamanitra ao amin’ny Baiboly sady Mpamorona ny zava-drehetra. Miezaka manahaka an’i Jesosy Kristy izahay ary mampirehareha anay ny antsoina hoe Kristianina. Samy manokana fotoana hanampiana ny olona hianatra momba ny Baiboly sy ny Fanjakan’Andriamanitra daholo izahay. Vavolombelon’i Jehovah no iantsoana anay satria miresaka momba an’i Jehovah Andriamanitra sy ny Fanjakany izahay.

Tsidiho ny tranonkalanay ary vakio ato ny Baiboly. Fantaro bebe kokoa izahay sy ny zavatra inoanay.

 

Vavolombelon’i Jehovah roa mitory amin’ny lehilahy iray eny an-tanimbary.