Ataovy Namanao i Jehovah: Hira
Natao hanohinana ny fon’ny ankizy ireto hira ireto.
Tena Misy i Jehovah
Jereo ato hoe inona avy no mahatonga an’i Kaleba hino fa tena misy i Jehovah.
Ampifalio ny Fon’i Jehovah
Jereo ato izay nataon’ny ankizy roa mba tsy hivadihana amin’i Jehovah, na dia hafahafa aza no fahitan’ny ankizy hafa an-dry zareo.
Hihazakazaka ho any Amin’i Jehovah Aho
Afaka manampy anao mba tsy halahelo be i Jehovah.
Faly Aho Manadio!
Araho ity hira momba ny fanadiovana ity, dia ho hitanao fa mahafaly ny manadio.
Efa Tsy Andriko Izany ny Fivoriambe!
Faly be ve ianao fa hanatrika fivoriambe?
Jehovah, dia Izaho sy Neny
Jereo ato hoe ahoana no ampisehoan’i Chung-Hee fa mankasitraka ny asa mafy ataon’ny mamany izy.
Ilay Zandrikelinay Iray
Mpirahavavy miandry ny hahaterahan’ny zandrikeliny!
Ry Sombin’ny Aiko
Fanomezana avy amin’i Jehovah ny ankizy. Mihirà hira momba ny paradisa ho an’azy.
Modely ho An’ny Tanora i Davida
Mbola kely i Davida dia efa nifandray akaiky tamin’i Jehovah sy natoky azy.
Tena Namana i Rota
Inona no azonao atao mba ho lasa tena namana hoatran’i Rota ianao?
Nanetry Tena sy Vonona Hankatò i Maria
Ahoana no nampiasain’i Jehovah an’i Maria? Henoy ity hira tsara be ity, dia jereo hoe ahoana no azo anahafana ny toetra tsaran’i Maria.
Fantatrao ve Ireo Apostoly Roa Ambin’ny Folo?
Hainao ve hoe iza avy ireo apostoly 12? Andao hataontsika tsianjery ny anaran’izy ireo.
Be Herim-po i Estera
Afaka ny ho sahy hoatran’i Estera koa ianao.
Aza Kivy fa Tahafo i Noa
Hahavita hiaritra hoatran’i Noa ianao satria ampian’i Jehovah.
Ataovy Namanao i Jehovah: Hira Famantarana
Inona no azonao atao raha te ho naman’Andriamanitra ianao?
Jehovah no Namako Tiako Indrindra
Ataovy namanao akaiky Andriamanitra!
Mahagaga ny Nanaovan’i Jehovah Ahy
Mahagaga ny nanaovan’i Jehovah anao satria afaka mahita, mihaino, mihomehy, sy milalao ianao.
Hanao Tanjona Amin’izay Aho
Inona no tanjonao?
Hivavaka ho An’iza Aho?
Fa maninona ianao no tokony hivavaka ho an’ny hafa?
Ny Tantaran’i Jesosy
Inona no nataon’i Jesosy tamin’izy tetỳ an-tany, ary inona no hataony tsy ho ela?
Ataovy Tsianjery ny Boky ao Amin’ny Baiboly (Fizarana 3)
Ianaro ny filaharan’ireo boky ao amin’ny Baiboly, manomboka amin’ny Matio ka hatramin’ny Apokalypsy.
Ataovy Tsianjery ny Boky ao Amin’ny Baiboly (Fizarana 2)
Ianaro ny filaharan’ireo boky amin’ny Soratra Hebreo, manomboka amin’ny Jeremia ka hatramin’ny Malakia.
Mahaiza Mankasitraka
Ahoana no ampisehoanao hoe mankasitraka ny olona manampy anao ianao?
Ataovy Tsianjery ny Boky ao Amin’ny Baiboly (Fizarana 1)
Ianaro ny filaharan’ireo boky amin’ny Soratra Hebreo, manomboka amin’ny Genesisy ka hatramin’ny Isaia.
Tiavo ny Olona Rehetra
Nahoana isika no tokony ho tia ny karazan’olona rehetra?
Miala tsiny fa tsy misy teny mifanitsy amin’io nofidinao io.

