ATAOVY NAMANAO I JEHOVAH: HIRA

Ataovy Namanao i Jehovah: Hira Famantarana

Malagasy
Ataovy Namanao i Jehovah: Hira Famantarana
https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/502019528/univ/art/502019528_univ_sqr_xl.jpg
pkon

Ataovy Namanao i Jehovah: Hira Famantarana

Ataovy Namanao i Jehovah: Hira Famantarana

Haka:

  1. 1. Namako anie Jehovah.

    Mampianatra ahy foana izy,

    Manampy ahy isan’andro,

    Nef’izaho anie mbola ankizy.

    Tsy manadino ahy mihitsy izy,

    Mpinamana izahay.

    Tiako foana i Jehovah,

    Dia tiany aho mandrakizay.

  2. 2. Mba tiako anie i Jehovah,

    Dia ’zaho koa tena tiany.

    Rehefa mivavaka aho, dia...

    Dia henoiny sady ampiany.

    Hiezaka ho hendry tsara aho,

    Ho faly izy am’izay.

    Tsy foiko anie Jehovah,

    Tsy foiny aho mandrakizay.