Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY TILIKAMBO FIAMBENANA JONA 2014

Fahotana ve ny Mifoka Sigara?

Ho afaka amin’ny sigara ianao raha fantatrao ny fiheveran’Andriamanitra an’izany.

Olana Eran-tany

Nahoana no mitombo foana ny olona mifoka sigara na dia efa nisy fepetra noraisina aza?

Fahotana ve ny Mifoka Sigara?

Tsy miresaka mivantana momba ny sigara ny Baiboly. Ahoana àry no ahalalantsika raha fahotana ny mifoka na tsia?

Andramo Ilay Mofon’aina

Nahoana i Jesosy no nilaza fa mofon’aina sady mofo avy any an-danitra izy?

Nankaiza Ireny Razambentsika Ireny?

Milaza ny Baiboly fa na dia ny olona tsy marina aza dia hatsangan’Andriamanitra amin’ny maty. Fa nahoana izy no hanao an’izany?

Samy Nitady ny Marina Izy Telo: Inona ny Vokany?

Lasa nahita olana tamin’ny Eglizy Katolika sy ny mpitondra Fanavaozana Protestanta i Capiton sy Cellarius ary Campanus, noho ny fikarohana nataon’izy ireo.

Fanontaniana Ara-baiboly

Ho tanteraka ihany ve ny zavatra nokasain’Andriamanitra hatao ho an’ny tany?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Andriamanitra ve no Mahatonga Antsika Hijaly?

Mety hijaly ny olon-drehetra, na dia ireo ankasitrahan’Andriamanitra aza. Nahoana?