Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY TILIKAMBO FIAMBENANA SEPTAMBRA 2012

Ny Olana Atrehin’ny Vehivavy

Miatrika zava-tsarotra ny vehivavy eran-tany. Ampijalina sy ailikilika izy ireo mandritra ny androm-piainany. Nahoana?

Mitsinjo ny Vehivavy Tokoa ve Andriamanitra?

Manambany ny vehivavy ve Andriamanitra? Inona no lazain’ny Baiboly momba izany?

Manaja ny Vehivavy Andriamanitra

Ahoana no nataon’i Jesosy rehefa nifandray tamin’ny vehivavy, ary ahoana no azon’ny Kristianina anahafana azy?

Fantatro Amin’izay Ilay Andriamanitra Ivavahako

Te hahafantatra ny tena marina ao amin’ny Baiboly ny vehivavy iray nefa pasitera pentekotista izy. Ahoana no nataony?

Inona no Hitranga Amin’ny Andro Fitsarana?

Mampahatahotra ve ny Andro Fitsarana? Inona no hitranga amin’izany?

Toetra Takin’Andriamanitra ny Hatsaram-panahy

Nahoana isika no tokony ho tsara fanahy? Ahoana no fiheveran’Andriamanitra an’io toetra io?

“Tsy Maintsy ho Fantatr’ireo Firenena fa Izaho no Jehovah”

Be dia be no milaza fa Andriamanitra no mahatonga ny tsy rariny sy ny fijaliana. Inona no hataony mba hiarovana ny lazany?

Fantatrao Ve?

Ahoana no nandefasana taratasy fahiny? Ary nanao ahoana ny fandehan’ny varotra tamin’izany?

Misy Vehivavy Mitory Teny ve ao Amin’ny Vavolombelon’i Jehovah?

Iza no tahafin’izy ireo rehefa mitory? Iza no itoriany, ary inona no zavatra toriny?

Nitory Tany Amin’ny Faritra Farany Atsimon’i Eoropa

Nahafinaritra be ny nankany Gavdos na dia namizana be aza ilay dia.

Ny Anaran’Andriamanitra Amin’ny Teny Swahili

Lasa misy ny anaran’Andriamanitra ao amin’ny Baiboly amin’ny teny swahili. Ahoana no nahatonga izany?

Nitsiriritra Zavatr’olona Loatra i Gehazy

Naka zavatr’olona i Gehazy. Inona no ianarantsika avy amin’izany?