Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY TILIKAMBO FIAMBENANA (FIANARANA) FEBROARY 2015

Ho hitanao ao ny lahatsoratra hianarana manomboka ny 6 Aprily ka hatramin’ny 3 Mey 2015.

Fanomezana Tsy Nampoizina ho An’ny Japoney

Nisy bokikely vaovao hoe “Ny Baiboly: Ny Filazantsaran’i Matio” navoaka tany Japon. Inona no mampiavaka azy io? Nahoana izy io no navoaka?

Miezaha Hanetry Tena sy Hangoraka toa An’i Jesosy

Milaza ny 1 Petera 2:21 fa tokony hanaraka akaiky ny dian’i Jesosy isika. Afaka ny hanetry tena sy hangoraka toa an’i Jesosy ve isika, na dia tsy lavorary aza?

Miezaha ho Be Herim-po sy Hahay Hanavaka toa An’i Jesosy

Manampy antsika hahalala an’i Jesosy ny Baiboly. Manaraka akaiky ny diany isika raha be herim-po sy mahay manavaka.

Aza Avela Hihena ny Zotom-ponao

Fantatsika fa ny fitoriana ny vaovao tsara no asa lehibe indrindra atao ankehitriny. Inona no azonao atao mba hazoto kokoa amin’ny fanompoana ianao?

Nampiomanina mba Handray ny “Fampianaran’i Jehovah” ny Firenena

Nahomby ve ny fitoriana ny vaovao tsara tamin’ny taonjato voalohany? Inona ny zava-nisy tamin’izany, ka nety ho nanamora an’io asa io?

Mitarika ny Fitoriana Eran-tany i Jehovah

Inona no nitranga vao haingana ka nanampy ny mpanompon’i Jehovah hitory ny vaovao tsara eran-tany?

Fanontanian’ny Mpamaky

Inona no azo atao raha misy rahalahy sy anabavy tsy mahazaka ranomanitra? Rahoviana ny anabavy no tokony hisaron-doha?

“Fotoana Tena Sarobidy”

Nilaza ny Tilikambo Fiambenana fa “fotoana tena sarobidy” ny Fahatsiarovana ary nasaina nankalaza azy io ny mpamaky. Ahoana no nankalazana azy io taloha?