NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Febroary 2019

Ho hitanao ao ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 8 Aprily ka hatramin’ny 5 Mey 2019

Aza Mivadika Mihitsy!

Ahoana izany hoe tsy mivadika, ary inona no hanampy antsika tsy hivadika mihitsy?

Miezaha Handefitra dia ho Faly i Jehovah

Nandefitra i Mosesy sy i Jesosy ka ohatra tsara ho antsika. Ahoana no nataon’izy ireo? Inona ny soa horaisintsika raha miezaka ny handefitra isika?

Asehoy hoe Mahay Mankasitraka Ianao

Inona no azontsika ianarana avy amin’i Jehovah sy Jesosy ary ny Samaritanina boka iray momba ny fampisehoana fankasitrahana?

Hita Amin’ny Lalàn’i Mosesy hoe Be Fitiavana sy Manao ny Rariny i Jehovah

Ahoana no fiheveran’i Jehovah ny fitiavana sy ny rariny, rehefa jerena ny Lalàn’i Mosesy?

TANTARAM-PIAINANA

Sambatra Aho Satria Nahazo Lova Sarobidy

Tsy nivadika tamin’i Jehovah nandritra ny 80 taona teo ho eo i Woodworth Mills. Vakio ato ny tantaram-piainany.

Fantatrao Ve?

Ahoana no niandohan’ny synagoga?