MIFOHAZA! No. 3 2016 | Tsy Vato Misakana Intsony ny Fiteny

Mandika boky sy gazety amin’ny fiteny an-jatony ny Vavolombelon’i Jehovah. Asa be mihitsy izany.

MATOAN-DAHATSORATRA

Resy Ilay Vato Misakana

Nahoana ny Vavolombelon’i Jehovah no mandika boky sy gazety amin’ny fiteny be dia be?

MATOAN-DAHATSORATRA

Nahoana ny Fiteny no Tsy Vato Misakana Intsony?

Manazava ny fomba fiasan’izy ireo ny mpandika teny iray.

FIANARANA AVY TAMIN’NY LASA

Ignace Semmelweis

Nahoana no tokony hankasitraka ny nataon’io lehilahy io ny fianakaviana rehetra?

HO AN’NY FIANAKAVIANA

Ahoana no Handaminana Olana?

Tsy mitovy ny fomba firesaky ny lehilahy sy ny vehivavy. Tsy ho mora sorena ianao raha mahalala an’izany.

FANTARO IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY

Finoana

Milaza ny Baiboly hoe ‘raha tsy amin’ny finoana, dia tsy misy azo atao hahazoana sitraka amin’Andriamanitra.’ Fa inona no atao hoe finoana? Ahoana no hananana azy io?

NISY NAMORONA VE?

Ny Tendan’ny Vitsika

Ahoana no ahafahan’ny vitsika mitondra entana mavesatra lavitra noho ny vatany?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

‘Vaovao Tsara ho An’ny Firenena sy Foko ary Olona Samy Hafa Fiteny’

Ilaina ny fandikan-teny mba ho maro be ireo mahalala ny fahamarinana ara-baiboly. Ahoana no anaovana an’io asa io? Inona no olana atrehin’ny mpandika teny?