Malagasy
‘Vaovao Tsara ho An’ny Firenena sy Foko ary Olona Samy Hafa Fiteny’
https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/ivtng/univ/pt/ivtng_univ_lg.jpg

‘Vaovao Tsara ho An’ny Firenena sy Foko ary Olona Samy Hafa Fiteny’

Misy fiteny 6 700 eo ho eo izao ampiasain’ny olona eran-tany. Ilaina àry ny fandikan-teny mba hampielezana ny vaovao tsara sy ny fahamarinana avy ao amin’ny Baiboly. Jereo ity video ity mba hahitanao izay ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah mifandray amin’izany.