Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

MIFOHAZA! AOGOSITRA 2014

Tsy Aleo ve Mihavana?

Betsaka ihany no mba te hihavana amin’ny olona manodidina azy, saingy tsy mahafehy tena sy mora tohina. Ahoana àry no azo ifandaminana?

Tsy Aleo ve Mihavana?

Tena mandaitra ny torohevitry ny Baiboly rehefa ampiharina. Na ny mpifahavalo aza lasa mpinamana be.

Topy Maso Eran-tany

Loha hevitra: Tablette atao solona boky, solika lazaina fa tsy mandoto ny tontolo iainana nefa mahafaty, Kristianina tsy mamaky Baiboly.

Aza Mampihanta Zanaka

Ahoana raha mila vaniny sy midongy be ny zanakao?

“Jereo Tsara ny Voro-manidina”

Inona no tian’i Jesosy hianarantsika rehefa niteny an’io izy?

William Whiston

“Manam-pahaizana nalaza be izy nefa lasa halan’ny fiaraha-monina.” Nahoana?

Nofy avy Amin’Andriamanitra

Mbola mampita hafatra amin’ny alalan’ny nofy ve Andriamanitra ankehitriny?

Ny Elatry ny Lolomboasary

Mainty ny lokon’ny elatry ny lolo sasany, nefa misy antony hafa koa mahatonga azy ho mora mandray sy mitahiry herin’ny masoandro.

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Ahoana no Hiresahako Amin’i Dada sy Neny Momba ny Fitsipika Apetrany?

Tena ilaina ny mifampiresaka tsara, raha tianao hatoky anao sy tsy hifehifehy be anao ny ray aman-dreninao.

Tokony Hisaraka ve Izahay? (Fizarana 1)

Tsy kilalao ny fanambadiana fa mandra-pahafaty. Raha tena misy mampisalasala anao àry amin’ilay olon-tianao, dia aza odian-tsy hita izany!

Tanora Miresaka An’izay Tokony Hatao mba ho Salama

Mazoto homana be ve ianao, sady tsy dia tia manao spaoro? Asehon’ity video ity izay ataon’ny tanora sasany mba ho salama foana.