MIFOHAZA! Jolay 2013 | Vahaolana ve ny Mitokona?

Fantaro ato amin’ity gazety ity hoe nahoana no lasa tia mitokona ny olona, ary inona no tena vahaolana.

Topy Maso Eran-tany

Loha hevitra: Fanavakavahana olona mitady asa sy lalàna vaovao momba ny sigara any Aostralia.

HO AN’NY FIANAKAVIANA

Ahoana Raha Mila Vaniny ny Zanakao?

Inona no azonao atao rehefa mila vaniny ny zanakao? Afaka manampy anao ny toro lalan’ny Baiboly.

MATOAN-DAHATSORATRA

Vahaolana ve ny Mitokona?

Mety hampisy fiovana ny fitokonana. Vahaolana amin’ny tsy rariny sy ny kolikoly ary ny fampahoriana ve anefa izy io?

MATOAN-DAHATSORATRA

Hitako hoe Be dia Be ny Tsy Rariny

Nahoana no lasa nihevitra ny tovolahy iray any Irlandy Avaratra fa tsy ny fitokonana no hanafoana ny tsy rariny?

Ilay Sakadia Tsy Fahita Firy

Efa renao ve ny momba an’ilay sakadia any an-tany efitra? Fantaro ny momba an’io biby tsy fahita firy io.

TANY SY MPONINA

Fitsidihana An’i Azerbaïdjan

Tia mandray vahiny ny mponin’i Azerbaïdjan. Fantaro bebe kokoa io firenena io sy ny kolontsainy.

FANTARO IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY

Fanjakan’Andriamanitra

Mino ny olona sasany fa ao am-pon’ny mpino ny Fanjakan’Andriamanitra ary ny olombelona no hanorina azy io. Inona no lazain’ny Baiboly?

NISY NAMORONA VE?

Ny Atidohan’ilay Biby Mpikiky any Amin’ny Tendrontany Avaratra

Nahoana io biby kely io no tsy maty na dia mangatsiaka be efa hila hivaingana aza ny vatany?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Ahoana no Hiatrehako ny Aretiko? (Fizarana 2)

Vakio ato ny tenin’ny tanora sasany marary mafy, nefa mbola manana fanantenana ihany.

Ny Tantaran’ireo Zanakalahin’i Jakoba

Ahoana no tokony hataonao rehefa mahazo zavatra tianao hananana ny iray tam-po aminao na ny namanao?