Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

Hevitra Azo Resahina

Hevitra Azo Resahina

Ezaka Manokana Hanombohana Fampianarana Baiboly (1-30 Septambra)

Fanontaniana: Afaka ny ho sambatra mandrakizay ve isika?

Andinin-teny: Sl 37:29

Horesahina amin’ny manaraka: Tena azo inoana ve izay lazain’ny Baiboly?

Fitoriana

Fanontaniana: Aiza no ahitantsika torohevitra azo ampiharina amin’ny fiainana andavanandro?

Andinin-teny: 2Ti 3:16, 17

Horesahina amin’ny manaraka: Nahoana ny Baiboly no azo itokisana?

Fiverenana Mitsidika

Fanontaniana: Nahoana ny Baiboly no azo itokisana?

Andinin-teny: Jb 26:7

Horesahina amin’ny manaraka: Inona, ohatra, ny fanontaniana valian’ny Baiboly?