Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

17-23 Oktobra

1 MPANJAKA 21-22

17-23 Oktobra
  • Hira 134 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Asao ilay olona hianatra Baiboly amin’ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! (th lesona 4)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! ary manomboha fampianarana Baiboly eo amin’ny lesona 1. (th lesona 6)

  • Lahateny: (5 min.) w15 15/3 9-11 § 10-12: Foto-kevitra: Inona no Ianarantsika Tamin’ny Nataon’i Nabota? (th lesona 14)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 116

  • “Ny Fitiavana Mahari-po sy Tsara Fanahy”: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Inona no porofo fa loham-pianakaviana nanam-paharetana sy tsara fanahy i Alexandru? Nahoana i Dorina no niova tamin’ny farany? Inona no ianarantsika avy amin’io tantara io?

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (5 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 23

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 50 sy Vavaka