“I Jehovah ... no tena Andriamanitra. Izy no Andriamanitra velona.”—Jeremia 10:10.
Tsara ho fantatra:
-
Manana anarana Andriamanitra.—Salamo 83:18.
-
Nanome ny Baiboly izy mba hanoroana antsika an’izay tokony hatao.—2 Timoty 3:16, 17.
-
Te hanampy antsika izy.—Salamo 145:18, 19.
Midira ao amin’ny jw.org raha hikaroka fanazavana hafa.

