FAMPIANARAN’NY BAIBOLY TENA ILAINA

Manana Anarana ve Andriamanitra?

Malagasy
Manana Anarana ve Andriamanitra?
https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/502014331/univ/art/502014331_univ_sqr_xl.jpg
ijwfg

Manana Anarana ve Andriamanitra?

Manana Anarana ve Andriamanitra?

Manana anaram-boninahitra maro Andriamanitra, anisan’izany ny hoe Mahery Indrindra sy Mpamorona ary Tompo. (Joba 34:12; Mpitoriteny 12:1; Daniela 2:47) Manana anarana manokana ve anefa izy?