NY TILIKAMBO FIAMBENANA Febroary 2013 | Ahoana no Anahafantsika An’i Mosesy?

Miresaka toetra telo nananan’i Mosesy ity andian-dahatsoratra ity. Ahoana no anahafantsika azy?

MATOAN-DAHATSORATRA

Iza moa i Mosesy?

Tena manaja an’i Mosesy daholo, na ny Kristianina na ny Jiosy na ny Silamo. Iza no ahalalanao an’i Mosesy?

MATOAN-DAHATSORATRA

Nanam-pinoana i Mosesy

Hita tamin’ny safidy nataon’i Mosesy fa nino ny fampanantenan’Andriamanitra izy. Ahoana no azontsika anahafana azy?

MATOAN-DAHATSORATRA

Nanetry Tena i Mosesy

Misy milaza fa fahalemena ny fanetren-tena. Ahoana no fiheveran’Andriamanitra an’io toetra io? Ahoana no nampisehoan’i Mosesy fa nanetry tena izy?

MATOAN-DAHATSORATRA

Be Fitiavana i Mosesy

Tia an’Andriamanitra sy ny Israelita i Mosesy. Ahoana no anahafantsika azy?

MANATÒNA AN’ANDRIAMANITRA

‘Andriamanitry ny Velona i Jehovah’

Faran’izay mahery i Jehovah ka vitany ny manafoana ny fahafatesana sy manangana ny maty. Tena hitranga ve izany?

MANOVA OLONA NY BAIBOLY

“Izaho Mihitsy no Tian’izy Ireo Hahita ny Marina”

Te ho lasa misionera mormon i Luis Alifonso. Nahoana anefa izy no nanova ny tanjony sy ny fiainany rehefa nianatra Baiboly?

TOROHEVITRA HAHASAMBATRA NY FIANAKAVIANA

Ahoana Raha Sembana ny Zanakao?

Sembana ve ny zanakao? Handinika olana telo mety hahazo anao isika, dia avy eo hijery ny toro lalan’ny Baiboly mety hanampy anao.

Marina ve ny “Filazantsaran’i Jodasy”?

I Jodasy, ilay namadika an’i Jesosy, ve no nanoratra ny Filazantsaran’i Jodasy? Tokony hanova ny fomba fiheverantsika ny zavatra nampianarin’i Jesosy ve izy io?

Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly

Raha Andriamanitra no namorona ny zava-drehetra, tsy izy koa ve izany no namorona ny Devoly? Inona no lazain’ny Baiboly?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Karatra Ara-baiboly: Esao

Inona no manaporofo fa tsy nanaja zava-masina i Esao? Ataovy pirinty ity karatra ara-baiboly ity mba hahitanao ny valiny.

Tsara Fanahy ve Ianao?

Inona no azonao ianarana avy amin’ny tantaran’ilay Samaritanina tsara fanahy?