NY TILIKAMBO FIAMBENANA

Pejy Roa Amby Telopolo

Malagasy
Pejy Roa Amby Telopolo
/assets/ct/b4d7e1101e/images/syn_placeholder_sqr.png
w10 1/7 p. 32
Pejy Roa Amby Telopolo

Pejy Roa Amby Telopolo

Ahoana no azonao ampaherezana ny namanao marary mafy? JEREO NY PEJY 10-13.

Iza moa i Hana, ary nahoana ny finoany no nanampy azy hizaka ny haratsiam-panahin’ny rafivaviny? JEREO NY PEJY 14-18.

Inona no azonao atao mba handraisanao soa avy amin’ny famakiana Baiboly? JEREO NY PEJY 19-21.

Nanam-piandohana ve Andriamanitra? JEREO NY PEJY 28.

Inona no tadiavin’Andriamanitra ao am-pontsika? JEREO NY PEJY 29.