NY TILIKAMBO FIAMBENANA Jolay 2010

MATOAN-DAHATSORATRA

Afaka ny Hahalala Tsara An’Andriamanitra ve Ianao?

Afaka ny hahalala tsara an’Andriamanitra ianao. Milaza ny Baiboly fa tiany hifandray akaiky aminy ianao.

MATOAN-DAHATSORATRA

Inona no Dikan’ny hoe Mahalala ny Anaran’Andriamanitra?

Fantaro hoe iza ny anaran’Andriamanitra ary inona no dikan’ny anarany. Hanampy anao hahafantatra ny toetrany izany.

MATOAN-DAHATSORATRA

Nahoana no Misy Tsy Mahalala Tsara An’Andriamanitra?

Fantaro hoe iza no mitady hisakana anao tsy hahafantatra an’Andriamanitra sy tsy hifandray akaiky aminy.