NY TILIKAMBO FIAMBENANA

Pejy Roa Amby Telopolo

Malagasy
Pejy Roa Amby Telopolo
/assets/ct/79e1b14fff/images/syn_placeholder_sqr.png
w09 1/8 p. 32
Pejy Roa Amby Telopolo

Pejy Roa Amby Telopolo

▪ Lalana samihafa ahafahana manatona an’Andriamanitra ve ny fivavahana rehetra? Jereo ny pejy 3.

▪ Inona no lazain’ny Baiboly momba ny fisaraham-panambadiana? Jereo ny pejy 5.

▪ Tokony hidikiditra amin’ny politika ve ny fivavahana? Jereo ny pejy 7-8.

▪ Inona no hanampy ny mpivady hifanara-kevitra amin’ny fomba hampiasany ny volany? Jereo ny pejy 11-12.

▪ Mankany an-danitra daholo ve ny tsara fanahy? Jereo ny pejy 22-23.

▪ Ahoana no ahazoan’ny Vavolombelon’i Jehovah vola hanaovany ny asa fitoriana maneran-tany? Jereo ny pejy 30.