NY TILIKAMBO FIAMBENANA Febroary 2009

TOROHEVITRA HAHASAMBATRA NY FIANAKAVIANA

Ahoana no Tokony Hifehezana ny Ankizy?

Mety tsy ho sambatra ny fianakavianao raha tsy mitovy hevitra ianareo mivady eo amin’ny resaka fitaizana. Inona no azonareo mivady atao?

Faly Izahay Manasa Anao

Raisinay an-tanan-droa ianao! Ho hitanao hoe nahoana izahay no mivory, ary inona no atao mandritra ny fivorianay.

AMPIANARO NY ZANAKAO

Nifidy ny Hanao ny Tsara i Josia

Inona no nanampy an’i Josia hanao ny tsara, na dia ratsy fanahy aza ny rainy?