Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY TILIKAMBO FIAMBENANA (FIANARANA) AOGOSITRA 2015

Ho hitanao ao ny lahatsoratra hianarana manomboka ny 28 Septambra ka hatramin’ny 25 Oktobra 2015.

“Aoka Hiravoravo ny Nosy Maro”

Vakio ao ny tantaram-piainan’i Geoffrey Jackson, izay anisan’ny Filan-kevi-pitantanana.

Ataovy An-tsaina hoe Tia Anao Foana i Jehovah

Nahoana ianao no matoky fa manohana anao ao anatin’ny sarotra i Jehovah?

Miandrasa Hatrany!

Misy antony lehibe roa mahatonga antsika ho mailo foana mandra-pahatongan’ny faran’ity tontolo ity.

Miomàna Dieny Izao mba Hiaina ao Amin’ny Tontolo Vaovao

Mitovy amin’ny olona handeha hipetraka any an-tany hafa ny vahoakan’i Jehovah.

Fidio Tsara ny Namanao Amin’izao Andro Farany Izao

Tsy ny olona ifaneraseranao ihany no namanao.

Inona no Ianarantsika avy Amin’i Johana?

Inona no fanovana tsy maintsy nataony mba hanarahana an’i Jesosy?

“I Jehovah no Namindra Anareo Teto Frantsa mba Hianatra ny Fahamarinana”

Tsy nampoizina ny vokatr’ilay fifanarahana nifanaovan’i Frantsa sy Polonina tamin’ny 1919.