NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Martsa 2015

Ho hitanao ao ny lahatsoratra hianarana manomboka ny 4 Mey ka hatramin’ny 31 Mey 2015.

TANTARAM-PIAINANA

Nahita Asa Mahafa-po Kokoa Izahay

Mpiara-mandihy i David sy Gwen Cartwright taloha. Miara-manao zavatra tsara kokoa anefa izy ireo izao.

“Izany no Sitrakao”

Matetika no tsotra sy mazava kokoa tato ho ato ny fanazavana ny tantara sasany ao amin’ny Baiboly. Nahoana?

‘Hiambina Hatrany’ ve Ianao?

Vakio ao ny fanazavana vaovao mahakasika ny fanoharan’i Jesosy momba ny virjiny folo. Ny hevitra tsotra sy maika ampitain’izy io no asongadina ao.

Fanontanian’ny Mpamaky

Niresaka matetika momba ny tandindona sy izay mifanitsy aminy ny bokintsika taloha, fa tsy toy izany kosa ankehitriny. Nahoana?

Mandraisa Lesona avy Amin’ilay Fanoharana Momba ny Talenta

Misy fanazavana vaovao mahakasika an’ilay fanoharana momba ny talenta ao.

Tohano Foana ny Rahalahin’i Kristy

Inona no ataon’ireo hotsarain’i Jesosy ho ondry mba hanohanana ny rahalahin’i Kristy?

Mbola Azo Atao Ihany ve ny Manambady “ao Amin’ny Tompo”?

Mampifaly ny fon’i Jehovah sady mandray soa ireo tapa-kevitra hanaraka ny toroheviny.