Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

MIFOHAZA! FEBROARY 2014

Ampiasao Tsara ny Fotoana

Raha vao lasa ny fotoana iray, dia tsy miverina intsony mihitsy iny. Ahoana àry no hahaizana mampiasa tsara ny fotoana? Misy hevitra 4 nanampy olona maro ato.

Topy Maso Eran-tany

Loha hevitra: Malezia, ivoara nafenina; Italia, Eglizy tsy atokisana; Afrika, areti-mifindra; Aostralia, ankizy miloka.

Herin’ny Maizina

Betsaka no te hifandray amin’ny maty. Mety ve izany raha ny Baiboly no jerena?

Ampiasao Tsara ny Fotoana

Diniho hoe ahoana no ampiasanao ny fotoananao isan’andro sy ny fiainanao manontolo mihitsy. Ahoana moa izany?

Miresaka ny Finoany Ilay Mpikaroka Fanafody avy Amin’ny Zavamananaina

Te hamantatra ny niandohan’ny fiainana ny Pr. Hans Kristian Kotlar, rehefa nikaroka momba ny hery fanefitra. Inona no hitany rehefa nianatra Baiboly izy?

Constantin

Nanova ny fampianaran’ny fivavahana maro ny zavatra nataon’i Constantin. Nahoana?

Mba Tsapanao ve ny Mahazo ny Zanakao Vavy?

Lasa miady saina ny ankizivavy rehefa miova ny fiainany. Inona no azon’ny ray aman-dreny atao mba hanampiana ny zanany vavy?

Ny Hazavan’ny Angamenavava

Nahoana ny mpikaroka no naka tahaka ny jiron’io bibikely io, mba hanaovana jiro mazava kokoa fampiasa amin’ny fitaovana elektronika?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Mifantoka Be Loatra Amin’ny Bikako ve Aho?

Tsy tianao mihitsy ve ny bikanao? Inona no azonao atao mba tsy hiferinaina be?

Inona no Atao hoe Tena Namana?

Betsaka ny namana sandoka, nefa ahoana no ahitana tena namana?

Inona no Tokony ho Fantatro Momba ny Hafatra Vetaveta?

Misy mampirisika anao handefa ny sarinao miboridana amin’ny alalan’ny telefaonina ve? Tsy mampaninona ve ny manao an’izany?

Tanora Miresaka An’izay Tokony Hatao mba ho Salama

Mazoto homana be ve ianao, sady tsy dia tia manao spaoro? Asehon’ity video ity izay ataon’ny tanora sasany mba ho salama foana.

Nihalehibe Tany Ejipta i Mosesy

Nahoana i Mosesy no napetraky ny reniny teny amin’ny Reniranon’i Neily? Fantaro ny momba azy sy ny fianakaviany ary ny zanakavavin’i Farao.