Fanorenana

FANORENANA

Ahoana Ilay Miara-miasa Amin’ny Vavolombelon’i Jehovah?

Jereo hoe hoatran’ny ahoana ilay miara-miasa amin’ny Vavolombelon’i Jehovah rehefa misy tetikasa fanorenana ngezabe ry zareo.

FANORENANA

Ahoana Ilay Miara-miasa Amin’ny Vavolombelon’i Jehovah?

Jereo hoe hoatran’ny ahoana ilay miara-miasa amin’ny Vavolombelon’i Jehovah rehefa misy tetikasa fanorenana ngezabe ry zareo.

Grande-Bretagne: Tahirin-tsary Faha-7 (Septambra 2018 ka Hatramin’ny Febroary 2019)

Ho hitanao ato ny fandrosoan’ny fanorenana ny biraon’ny sampan’ny Vavolombelon’i Jehovah any Chelmsford, any Grande-Bretagne.

Grande-Bretagne: Tahirin-tsary Faha-9 (Septambra 2019 ka Hatramin’ny Febroary 2020)

Jereo ato ireo asa farany natao. Ho hitanao ato koa fa efa nanomboka nampiasa an’ilay toerana ireo anisan’ny fianakavian’ny Betela.

Grande-Bretagne: Tahirin-tsary Faha-8 (Martsa ka Hatramin’ny Aogositra 2019)

Mamaramparana ny trano fonenana sy ny birao ary ny trano fiasana hafa ny mpiasa. Miezaka mamita ny zaridaina sy ny manodidina koa ireo miandraikitra an’izany.

Warwick: Tahirin-tsary 4 (Mey ka Hatramin’ny Aogositra 2015)

Napetaka ny tafo sy rindrina tamin’ny trano fonenana iray ary vita daholo ny tetezana mampifandray an’ireo trano. Nanomboka namboarina ny endrik’ilay toerana.

“Tsy Ambakan’ny Lehilahy Mihitsy ny Vehivavy Amin’ny Resaka Fanorenana!”

Mahavita asa tsy eritreretinao hoe ho vitany mihitsy ny vehivavy.

Warwick: Tahirin-tsary 7 (Septambra 2016 ka Hatramin’ny Febroary 2017)

Efa miasa daholo izao ny trano rehetra any Warwick. Olona 250 mahery no niasa mba hamitana an’ireo fampirantiana anankitelo hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany.

Fanorenana any Grande-Bretagne: Tahirin-tsary 2 (Septambra 2015 ka Hatramin’ny Aogositra 2016)

Mikarakara an’ilay toerana hanorenana ny biraon’ny sampan’ny Vavolombelon’i Jehovah sy ny trano ipetrahan’ny mpiasa ny mpanao fanorenana sy ny mpiasa an-tsitrapo.

Taratasy avy Amin’ny Tompon-trano

Inona no tsapan’ny tompon’ireo trano nohofan’ny Vavolombelon’i Jehovah?

Mpiara-monina Vaovao any Warwick

Mponin’i Warwick miresaka momba ny fiarahany niasa tamin’ny Vavolombelon’i Jehovah tamin’ny fanorenana ny foiben’izy ireo vaovao, any Warwick, New York.

Efitrano Fanjakana ho An’ny Vavolombelona Iray Tapitrisa

Nahoana no faly ny olona tsy Vavolombelona fa hisy Efitrano Fanjakana haorina ao an-tanànany?

Warwick: Tahirin-tsary 3 (Janoary ka Hatramin’ny Aprily 2015)

Mpiasa an-tsitrapo tokotokony ho 2500 isan’andro no niasa tany Warwick tamin’ny Febroary, ka 500 teo ho eo isan-kerinandro no tonga. Jereo ny fandrosoan’ny asa any.

Warwick: Tahirin-tsary 2 (Septambra ka Hatramin’ny Desambra 2014)

Mandroso ny fanorenana ny foiben’ny Vavolombelon’i Jehovah. Milina fibatana entana (grues) 13 no indray nampiasaina, indray mandeha.

Fanitarana any Wallkill: Tahirin-tsary 1 (Jolay 2013 ka Hatramin’ny Oktobra 2014)

Ho hitanao ao ny fandrosoan’ny asa fanitarana ny sampan’ny Vavolombelon’i Jehovah any Wallkill, Etazonia.

Nahavita Efitrano Fanjakana 3 000 i Nizeria

Nisy fivoriana manokana iray natao mba hanamarihana ny zava-bita tamin’ny fanorenana Efitrano Fanjakana tany Nizeria. Noresahina tao ny asa fanorenana nanomboka tamin’ny 1920.

Fanorenana any Warwick: Tahirin-tsary 1 (Mey ka Hatramin’ny Aogositra 2014)

Ho hitanao ato ny fandrosoan’ny fanorenana ny garazy, ny trano misy an’ireo birao sy sampan’asa samihafa, ary ny trano fonenana C sy D.

Efitrano Fivoriambe Vaovao any Amin’ny Alan’i Amazonia

Tsy maintsy mandeha sambo mandritra ny telo andro be izao ny Vavolombelon’i Jehovah sasany rehefa hamonjy fivoriambe any amin’io efitrano io.

Vaovao Farany any Warwick No. 2

Mpiasa an-tsitrapo avy any amin’ny vazan-tany efatra no miara-miasa amin’ny fanorenana ny foibe vaovaon’ny Vavolombelon’i Jehovah.

Mahavita Manao Fanorenana ny Vavolombelon’i Jehovah na dia Tsy Mitovy Fiaviana Aza

Miray saina ny vahoakan’i Jehovah dia mahavita manorina Efitrano Fanjakana sy trano hafa mba hiderana an’i Jehovah, na dia tsy mitovy aza ny fiaviany sy ny kolontsainy ary ny fiteniny.

Fanorenana Efitrano Fanjakana any Amin’ny Toerana Mitokana

Jereo ny fomba nanorenan’ireo ekipa dimy Efitrano Fanjakana roa tao anatin’ny 28 andro.

Arovana ny Tontolo Iainana any Warwick

Manorina ny foibeny vaovao any ambanivohitry ny Fanjakan’i New York ny Vavolombelon’i Jehovah. Ahoana no iarovan’izy ireo ny tontolo iainana any?

Pejy Vaovao eo Amin’ny Tantaran’ny Foibe

Manorina foibe vaovao any Warwick, any New York ny Vavolombelon’i Jehovah. Mino izy ireo fa mitarika azy Andriamanitra amin’io tetikasa miavaka io.

Efitrano Fanjakana 1000 ary Tsy Mijanona Hatreo

Nahavita zavatra miavaka ny Vavolombelona any Philippines, noho ilay fandaharana momba ny fanorenana Efitrano Fanjakana.

Mpiasa An-tsitrapo Manomboka ny Asa Fanorenana any Tuxedo

Manolo-tena an-tsitrapo mba hanao fanorenana any Tuxedo, New York, ny Vavolombelon’i Jehovah any Etazonia sy any an-tany hafa. Jereo ato hoe nahoana.

Vaovao Farany any Warwick No. 1

Mbola mitohy ny fanorenana ny foiben’ny Vavolombelon’i Jehovah any Warwick, any New York. Jereo ny tenin’ny Vavolombelona sasany miasa an-tsitrapo any.

Asa no Tadiaviny fa Tsy Karama

Tato anatin’ny 28 taona, dia nandray anjara tamin’ny fanorenana trano tany amin’ny firenena 120 ny Vavolombelon’i Jehovah, ka nampiasa ny fahaizany sy nahafoy fotoana nefa tsy mitady karama.

Vaovao Farany Momba ny Fanitarana any Wallkill

Jereo ato ny video mampiseho ny vaovao farany momba ny asa fanitarana any Wallkill.

Mandroso Ireo Tetikasa ao Wallkill sy Warwick

Mandeha tsara ny fanorenana ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah any Etazonia satria miasa mafy ireo mpiasa an-tsitrapo.

Noderain’ny Manam-pahefana ny Vavolombelon’i Jehovah

Nahazo teny fiderana ny Vavolombelon’i Jehovah tany Aostralia, noho izy ireo nanaraka tsara ny fitsipika momba ny aro loza.

Video: Hafindra ny Foiben’ny Vavolombelon’i Jehovah

Jereo ilay toerana any New York avaratra, izay tianay hamindrana ny foibenay.

Hafindra Toerana ny Foiben’ny Vavolombelon’i Jehovah

Nahoana izahay no hifindra any amin’ny faritra avaratr’i New York nefa efa hatramin’ny 1909 izahay no tany Brooklyn, New York?