Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

JW BROADCASTING

Frequently Asked Questions​—JW Broadcasting (Roku)

Frequently Asked Questions​—JW Broadcasting (Roku)

Mety ho diso ilay teny karohinao. Azonao jerena ilay toromarika momba ny fampidirana ny Tele JW. Mety tsy hahazaka Tele JW koa ny fitaovana ampiasainao. Mandeha amin’ny Roku 1, Roku 2, Roku 3, ary ny Roku Streaming Stick (clé de diffusion en continu) ny Tele JW.

Jereo ny lisitry ny fiteny misy amin’ny Roku. Raha hanova fiteny dia mandehana ao amin’ny Settings (Firafitra) eo amin’ny pejy fandraisana ary ampiasao ilay hoe Select Language (Hifidy Fiteny).

 

Tsy andoavam-bola ny maka sy mampiasa Tele JW.

 

Mety ho afaka hanampy anao ny olona iray mahay tsara ny fitaovana Roku na ny JW Broadcasting. Tsidiho ny pejy fanampiana an’ny Roku raha mahakasika ny kaonty na ny fitaovana Roku ny fanontanianao. Antsoy ny biraon’ny sampana akaiky anao raha misy olana ny programa JW Broadcasting.