Manantena An’izay Tsy Hitantsika Isika
Tian’i Satana hivadika amin’i Jehovah isika ary ataony izay hahakivy antsika. Inona no hanampy antsika tsy hivadika sy hahay handanjalanja foana?
Manantena An’izay Tsy Hitantsika Isika: Fampidirana
Niatrika fahoriana mitovy amin’ilay ao amin’ny bokin’i Joba ny fianakaviana iray. Nanampy azy ireo i Jehovah ary hanampy antsika koa rehefa misy fahoriana.
Manantena An’izay Tsy Hitantsika Isika
Hanampy anao mba tsy hivadika fa hanana fanantenana foana ity video mampihetsi-po ity.

