NY TILIKAMBO FIAMBENANA No. 1 2017 | Inona no Hanampy Anao ho Tia Mamaky Baiboly?
AHOANA NY HEVITRAO?
Efa lany andro ve ny Baiboly, sa mbola mahasoa antsika? Hoy ny 2 Timoty 3:16, 17: “Ny Soratra Masina iray manontolo dia avy amin’ny herin’ny fanahy masin’Andriamanitra, ary mahasoa.”
Misy torohevitra mahasoa avy ao amin’ny Baiboly ato, sady misy soso-kevitra hanampy anao ho tia mamaky Baiboly.
MATOAN-DAHATSORATRA
Nahoana no Ilaina ny Mamaky Baiboly?
Olona an-tapitrisany no nandray soa rehefa namaky Baiboly. Inona no nataon’izy ireo?
MATOAN-DAHATSORATRA
Ahoana no Anombohako Azy?
Ahoana no hatao mba ho mora atomboka sy hahafinaritra ny famakiana Baiboly? Misy soso-kevitra dimy hanampy anao ato.
MATOAN-DAHATSORATRA
Ahoana no Hahatonga An’ilay Izy Hahafinaritra?
Mampiasà fandikan-teny marina tsara, fitaovana elektronika, fitaovana fikarohana, na ovaovao ny fomba amakianao azy.
MATOAN-DAHATSORATRA
Afaka Manatsara ny Fiainanao ny Baiboly
Misy torohevitra tena tsara ao amin’io boky tranainy io.
MANOVA OLONA NY BAIBOLY
Tsy Te ho Faty Aho!
Nanontany tena i Yvonne Quarrie indray mandeha hoe: ‘Maninona aho no nisy?’ Nanova ny fiainany ny valin’io fanontaniana io.
TAHAFO NY FINOAN’IZY IREO
“Nahazo Sitraka Tamin’Andriamanitra Izy”
Mamelona ankohonana ve ianao sa miezaka mijoro amin’ny hevitrao satria fantatrao hoe marina ilay izy? Afaka miana-javatra avy amin’ny finoan’i Enoka ianao.
Tsy Maninona ve Raha Diso Fandray Hevitra Isika?
Misy vokany be eo amin’ny fiainanao ny hafatra ao amin’ny Baiboly ka tsy tokony ho diso fandray azy io ianao. Inona no hanampy anao hahazo azy io?
Inona no Lazain’ny Baiboly?
Hazavain’ny Baiboly hoe nahoana isika no mijaly. Resahiny koa anefa hoe ahoana no hanafoanana ny fijaliana.
Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet
Misy Zavatra Mifanohitra ve ao Amin’ny Baiboly?
Jereo ato ny andinin-teny sasany eritreretin’ny olona hoe mifanohitra, sy ny soso-kevitra azo arahina mba hahazoanao ny dikan’ireny andinin-teny ireny.