Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY TILIKAMBO FIAMBENANA Septambra 2015 | Iza moa ny Vavolombelon’i Jehovah?

Anontanio mivantana ny Vavolombelon’i Jehovah raha te hahalala ny marina momba azy ireo ianao.

MATOAN-DAHATSORATRA

Iza moa ny Vavolombelon’i Jehovah?

Mitovy hevitra amin’ireo olona voalaza ato amin’ity lahatsoratra ity ve ianao?

MATOAN-DAHATSORATRA

Hoatran’ny Ahoana ny Vavolombelon’i Jehovah?

Mety ho gaga ianao rehefa mahita anay eny amin’ny fiainana andavanandro.

MATOAN-DAHATSORATRA

Inona no Inoan’ny Vavolombelon’i Jehovah?

Mifanaraka amin’izay voalazan’ny Baiboly ny zavatra inoan’ny Vavolombelon’i Jehovah.

MATOAN-DAHATSORATRA

Avy Aiza ny Vola Ampiasainay?

Avy aiza ny vola ampiasain’ny Vavolombelon’i Jehovah, ary inona no ampiasana azy ireny?

MATOAN-DAHATSORATRA

Nahoana Izahay no Mitory?

Ho hitanao ato ireo antony telo mahatonga anay hitory maneran-tany.

TANTARAM-PIAINANA

Nahita Zavatra Tsara Lavitra Noho ny Laza Aho

Lasa nalaza tampoka i Mina Hung Godenzi, saingy tsy araka ny nieritreretany azy ny fiainany.

Nanampy ny Olona Hahazo ny Tenin’Andriamanitra ny Baibolin’i Bedell

Ny Baibolin’i Bedell ihany no Baiboly nisy tamin’ny teny irlandey, nandritra ny 300 taona.

Efa Nanome Tsiny An’Andriamanitra ve Ianao?

Efa nieritreritra ve ianao hoe: ‘Nahoana aho no avelan’Andriamanitra hijaly?’

Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly

Nahoana no manampy antsika ny faminaniana ao amin’ny Baiboly?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Inona no Atao hoe Ady Hara-magedona?

Indray mandeha ihany no ahitana ny teny hoe Hara-magedona, ao amin’ny Baiboly. Miresaka momba an’io ady io anefa ny andinin-teny maro ao amin’ny Baiboly.