Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY TILIKAMBO FIAMBENANA Septambra 2014 | Ho Simba Tanteraka ve ny Tany?

Inona no azo atao mba tsy ho simba tanteraka ity tany ity?

MATOAN-DAHATSORATRA

Ho Simba Tanteraka ve ny Tany?

Efa nolazain’ny Baiboly mialoha hoe ho simba ny tontolo iainana. Efa nolazainy koa hoe hanao ahoana ny hiafaran’izany.

Ara-drariny ve ny Lalàna Nomen’Andriamanitra ny Israelita?

Inona avy ireo toro lalana efatra nasaina narahin’ny mpitsara israelita?

TANTARAM-PIAINANA

Afa-po Aho fa Manompo An’i Jehovah

Niova tanteraka ny fiainan’i Peter Carrbello, 65 taona lasa izay. Fa nisy inona?

Inona no Atao hoe Peshitta Syriàka? Mbola Ilaina ve Izy Io?

Hita avy amin’io Baiboly tranainy io fa nisy teny nampiana tao amin’ny Baiboly maoderina sasany.

Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly

Mahazo mivavaka amin’ny anjely ve isika mba hanampiany antsika?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Inona ny Fanjakan’Andriamanitra?

Fantaro hoe nahoana ny Fanjakan’Andriamanitra no ambony noho ny fanjakana hafa.