NY TILIKAMBO FIAMBENANA Febroary 2014 | Ilay Ady Nanova An’izao Tontolo Izao

Nahoana ny Ady Lehibe Voalohany no nampikorontana an’izao tontolo izao? Misy ifandraisany amin’ny hoavintsika ve ny valin’izany?

MATOAN-DAHATSORATRA

Ilay Ady Nanova An’izao Tontolo Izao

Nahoana no misy vokany eo amintsika ankehitriny ny Ady Lehibe I, izay nanova an’izao tontolo izao?

MATOAN-DAHATSORATRA

Ilay Tena Rangory Fototry ny Afo

Ampifandraisin’ny Baiboly amin’ny ady iray tany an-danitra ny ady lehibe teto an-tany sy ny olana maro ankehitriny.

MANOVA OLONA NY BAIBOLY

“Niova Aho Rehefa Fantatro hoe ho Lasa Paradisa ny Tany”

Nanao fifaninanana mitaingina môtô i Ivars Vigulis mba hahazoana laza sy voninahitra. Nisy vokany taminy ve ny fahamarinana ara-baiboly?

Fantatrao Ve?

Avy tamin’ny inona ireo aloesy nampiasaina tamin’ny andron’ny Baiboly? Inona no fanatitra azo nekena tao amin’ny tempolin’i Jerosalema?

MANONTANY NY MPAMAKY

Nahoana no Avelan’Andriamanitra Hisy ny Tsindry Hazo Lena?

Resahin’ny Baiboly izay efa ataon’Andriamanitra momba ny tsindry hazo lena sy izay hataony amin’ny hoavy.

TAHAFO NY FINOAN’IZY IREO

Niaritra Izy na teo aza ny Tsy Rariny

Efa niharan’ny tsy rariny ve ianao? Tsy andrinao ve ny hanitsian’Andriamanitra an’izany? Diniho ato ny fomba azonao anahafana an’i Elia.

Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly

Misy porofo ve fa avy amin’Andriamanitra ny Baiboly? Ahoana no nanoratana azy io?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Nahoana no Tsy Mety Milamina ny Tany?

Tsy vitan’ny olombelona mihitsy ny nampilamina ny tany manontolo. Jereo ireo antony maromaro mahatonga izany.