NY TILIKAMBO FIAMBENANA Aprily 2013 | Te Hanana Fiainana Mahafa-po ve Ianao?

Tian’Andriamanitra ho afa-po amin’ny fiainana isika. Ahoana no anampiany antsika amin’izany?

MATOAN-DAHATSORATRA

Mety Hisy Dikany Ihany ve ny Fiainana?

Rehefa miatrika zava-tsarotra sy fijaliana isika no tena te hahafantatra hoe: ‘Mety hisy dikany ihany ve ny fiainana?’

MATOAN-DAHATSORATRA

Afa-po Tamin’ny Fiainany i Jesosy

Misy zavatra 4 nahatonga an’i Jesosy ho afa-po tamin’ny fiainany. Inona avy izany?

MATOAN-DAHATSORATRA

Tahafo i Jesosy dia ho Afa-po Amin’ny Fiainana Ianao!

Ho afa-po amin’ny fiainana ianao raha mampihatra ny tenin’i Jesosy tamin’izy nitory teny teo an-tendrombohitra. Misy tantara tena nisy manamarina izany.

MANOVA OLONA NY BAIBOLY

“Ratsy Toetra Be Mihitsy Aho Taloha”

Mpihira rock malaza i Esa, nefa mbola nahatsiaro ihany hoe tsy nisy dikany ny fiainany. Inona no nataon’io olo-malaza io mba ho tena sambatra?

Fantatrao Ve?

Nahoana i Ninive no nantsoina hoe “tanàna mpandatsa-dra”? Nahoana no nasian’ny Jiosy fahiny arofanina ny tampon-tranony?

MANATÒNA AN’ANDRIAMANITRA

“Mangataha Foana dia Homena Ianareo”

Nanao fanoharana roa i Jesosy ao amin’ny Lioka 11 mba hampisehoana fa mihaino ny vavaka ataonao Andriamanitra.

TAHAFO NY FINOAN’IZY IREO

“Niara-nandeha Tamin’Andriamanitra Izy”

Ahoana no anahafantsika an’i Noa sy ny vadiny ary ny zanany lahy sy ny vinantovaviny?

Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly

Tian’i Jehovah Andriamanitra hahafantatra ny marina ianao. Hanampy anao hahazo izay lazain’ny Baiboly izy.

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Hoatran’ny Ahoana Ilay hoe Mianatra Baiboly Miaraka Amin’ny Vavolombelon’i Jehovah?

Afaka mampiasa an’izay fandikan-tenin’ny Baiboly tianao ianao rehefa mianatra Baiboly miaraka amin’ny Vavolombelon’i Jehovah. Azonao asaina koa ny fianakavianao na ny namanao.